plt_tq/ezk/48/30.md

4 lines
247 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Vavahady firy no hisy ao amin'ny ilany avaratr'ilay tanàna, ary inona no hiantsoana azy ireo?
Hisy vavahady telo eo amin'ny ilany avaratr'ilay tanàna, miaraka amin'ny iray ho antsoina ho an'i Robena, iray ho an'i Joda, ary iray ho an'i Levy.