plt_tq/ezk/46/16.md

8 lines
310 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Araka an'i Yaveh, iza no handray ny lovan'ilay andriandahy?
Ny lovan'ilay andriandahy dia ho azon'ireo zanany lahy.
# Nahoana Yaveh no nilaza fa tsy mahazo maka ny lovan'ny olona ny andriandahy?
Ny lovan'ny olona dia tsy azon'ny andriandahy alaina mba tsy hielezan'izy ireo avy amin'ny zara-taniny ihany.