plt_tq/ezk/46/01.md

8 lines
362 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Rahoviana no nolazain'i Yaveh fa hisokafan'ny vavahady atsinanan'ny kianja anatiny?
Yaveh dia nilaza fa ilay vavahady atsinanan'ny kianja anatiny dia hisokatra amin'ny Sabata sy amin'ny andron'ny volana vaovao.
# Aiza ny andriandahin'Israely no hanome voninahitra?
Ny andriandahin'Israely dia hanome voninahitra eo an-tokonam-baravaran'ny vavahady anatiny.