plt_tq/ezk/45/21.md

4 lines
204 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Rehefa inona no misy fito andro firavoravoana amin'ny mofo tsy misy lalivay?
Amin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana voalohany dia misy fito andro firavoravoana amin'ny mofo tsy misy lalivay.