plt_tq/ezk/41/15.md

4 lines
179 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no teo ambonin'ny lalantsara mankao amin'ilay kianja anatiny?
Teo ambonin'ilay lalantsara mankao amin'ny fitoerana masina anatiny dia nisy hazo rofia natao sary sokitra.