plt_tq/ezk/41/05.md

4 lines
236 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no atongavan'ny olona any amin'ny ambaratonga ambony indrindra ao amin'ilay trano?
Mba hatongavana any amin'ny ambaratonga ambony indrindra ao amin'ilay trano, dia nisy tohatra miakatra amin'ny alalan'ny ambaratonga afovoany.