plt_tq/ezk/38/17.md

8 lines
348 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tamin'ny alalan'iza no niresahan'i Yaveh fa ho avy hanohitra an'Israely i Goga?
Yaveh dia niresaka tamin'ny alalan'ireo mpaminanin'Israely fa ho avy hanohitra an'Israely i Goga.
# Ahoana no hamalian'i Yaveh rehefa manafika ny tanin'Israely i Goga?
Rehefa manafika ny tanin'Israely i Goga, dia hamaly amin'ny hatezerany eo am-bavorony i Yaveh.