plt_tq/ezk/34/28.md

4 lines
172 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy ho afaka ataon'ireo firenena amin'ny ondry intsony?
Ireo firenena dia tsy ho afaka hambabo ireo ondry na hitondra faniratsirana manohitra azy ireo intsony.