plt_tq/ezk/33/01.md

8 lines
367 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ataon'ny mpiambina ho an'ny vahoakan'ny tany?
Ny mpiambina dia mijery ny sabatra efe tamy eo amin'ny tany, ary mitsoka ny anjomarany mba hampitandrina ny vahoaka.
# Inona no mitranga raha toa ny vahoaka ka tsy mitandrina an'ilay mpiambina?
Raha tsy mitandrina ny vahoaka, dia hamono ny vahoaka ny sabatra ary ho eo an-dohan'ny tsirairay ihany ny ràny.