plt_tq/ezk/31/17.md

8 lines
364 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nitranga tamin'ireo firenena izay nipetraka teo amin'ny alok'ilay sedera lehiben'i Asyria?
Ireo firenena izay nipetraka teo amin'ny alok'i Asyria dia lasa tany amin'ny Fiainan-tsy hita ihany koa.
# Iza no lazain'i Yaveh fa hazera any amin'ny fanambanin'ny tany?
Yaveh dia manambara fa hazera any amin'ny fanambanin'ny tany i Farao sy ireo mpanompony