plt_tq/ezk/27/26.md

4 lines
200 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hitranga amin'ny haren'i Tyro amin'ny andron'ny faharavany?
Yaveh dia nilaza fa hilentika any amin'ny lalin'ny ranomasina ny haren'i Tyro amin'ny andron'ny faharavany.