forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
451 B
Markdown
8 lines
451 B
Markdown
|
# Inona no nataon'ny vahoakan'i Amona rehefa voazimbazimba ilay fitoerana masina ary natao sesitany ny ankohonan'i Joda?
|
||
|
|
||
|
Rehefa voazimbazimba ilay fitoerana masina ary natao sesitany ny ankohonan'i Joda, dia nanao hoe "Hia!" ny vahoakan'i Amona.
|
||
|
|
||
|
# Inona no ho ataon'i Yaveh amin'ny vahoakan'i Amona nohon'ny zavatra notenenin'izy ireo rehefa natao sesitany ny ankohonan'i Joda?
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia hanome ny vahoakan'i Amona ho an'ny vahoaka any atsinanana.
|