plt_tq/ezk/22/26.md

8 lines
353 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy voaavaka sy tsy ampianarin'ireo mpisoron'ny tany?
Ireo mpisorona dia tsy manavaka ny zava-masina sy ny zavatra voazimbazimba, ary tsy mampianatra ny fahasamihafana eo amin'ny maloto sy madio.
# Inona no ataon'ireo mpaminanin'ny tany?
Ireo mpaminanin'ny tany dia mandoko amin'ny lalotra fotsy, mahita fahitana diso ary maminany lainga.