plt_tq/ezk/13/05.md

8 lines
373 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy vitan'ireo mpaminany sandoka ny nanao azy?
Ireo mpaminany sandoka dia tsy nahavita nanamboatra ilay simba teo amin'ny rindrina nanodidina ny ankohonan'Israely.
# Inona no nolazain'ireo mpaminany sandoka, na dia tsy nirahan'i Yaveh aza izy ireo?
Hoy ireo mpaminany sandoka hoe: "Izao sy izao no fanambaran'i Yaveh," na dia tsy naniraka azy ireo aza Yaveh.