plt_tq/ezk/04/14.md

4 lines
229 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana Yaveh avy eo no namela an'i Ezekiela hampiasa tain'omby fa tsy dikin'olombelona mba hanendasana?
Yaveh dia namela ny fampiasana tain'omby satria Ezekiela tsy mbola nihinana zavatra maloto mihitsy teo amin'ny fiainany.