plt_tq/ezk/04/01.md

8 lines
326 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nasain'i Yaveh ataon'i Ezekiela amin'ny biriky?
Nasain'i Yaveh nanao sikotra ny tanànan'i Jerosalema tamin'ny biriky i Ezekiela ary avy eo hanao fahirano izany.
# Nahoana no nasan'i Yaveh ataon'i Ezekiela amin'ny biriky izany?
Nasain'i Yaveh ataon'i Ezekeila izany mba ho famantarana amin'ny ankohonan'Israely.