plt_tq/ezk/03/04.md

12 lines
598 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nasain'ilay Fanahy nankaiza sy nanao inona i Ezekiela?
Ilay Fanahy dia naniraka an'i Ezekiela mba handeha ary hiteny amin'ireo ankohonan'Israely ny tenin'ny Fanahy.
# Araka ny hevitr'ilay Fanahy, raha toa ka nalefa tany amin'ireo vahoaka hafa firenena i Ezekiela, dia inona no ho namalian'izy ireo an'i Ezekiela?
Raha toa ka nalefa tany amin'ireo vahoaka hafa firenena i Ezekiela, dia ho nihaino ny tenin'i Ezekiela izy ireo.
# Araka ny hevitr'ilay Fanahy, ahoana no hamalian'ny ankohonan'Israely an'ireo tenin'Ezekiela?
Ny ankohonan'Israely dia tsy ho vonona ny hiaino ny tenin'i Ezekiela.