plt_tq/exo/39/21.md

4 lines
367 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no namatotra ny saron-tratra tamin'ny mason-drojony tamin'ny mason-drojon'ny efoda tamin'ny tady manga izy ireo?
Namatotra ny saron-tratra tamin'ny mason-drojony tamin'ny mason-drojon'ny efoda tamin'ny tady manga izy ireo, mba hifatotra ambonin'ny fehinkibo efoda voatenona tsara mihitsy izany. Natao izany mba tsy hiongotra amin'ny efoda ny saron-tratra.