plt_tq/exo/36/11.md

8 lines
345 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nataon'i Bezalila taiza ireo tadivavarana?
Nanao tadivavarana manga teo amin'ny faran'ny sisin-damba tamin'ny sisiny iray efa voavitrana izy, ary nataony toy izany koa ny sisin-damba tamin'ny vitrana faharoa.
# Ahoana no nanakambanan'i Bezalila ireo lamba?
Nanao farango volamena dimampolo izy ary nakambany niaraka tamin'izany ireo lamba.