plt_tq/exo/35/20.md

8 lines
394 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taiza no nalehan'ireo fokon'Israely rehetra?
Nandao ary niala teo anatrehan'i Mosesy avokoa ireo fokon'ny Israely rehetra.
# Iza no tonga ary nitondra fanatitra ho an'i Yaveh ho an'ny fanamboarana ny tabernakely?
Ireo olona rehetra izay voatariky ny fony sy ireo izay notarihin'ny fanahiny hanam-piniavana no tonga ary nitondra fanatitra ho an'i Yaveh ho an'ny fanamboarana ny tabernakely