plt_tq/exo/34/21.md

4 lines
274 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy maintsy ataon'ireo Israelita amin'ny andro fahafito, na dia amin'ny fotoam-pamafazana sy fijinjana aza?
Amin'ny andro fahafito dia tsy maintsy mitsahatra ireo Israelita. Na dia amin'ny fotoam-pamafazana sy fijinjana aza, dia tsy maintsy mitsahatra izy ireo.