forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
353 B
Markdown
4 lines
353 B
Markdown
|
# Nahoana no tsy maintsy mihinana mofo tsy misy masirasira mandritra ny fito andro amin'ny fotoana voatondro amin'ny volana Abiba ireo Israelita?
|
||
|
|
||
|
Tsy maintsy mihinana mofo tsy misy masirasira mandritra ny fito andro amin'ny fotoana voatondro amin'ny volana Abiba ireo Israelita, satria tamin'ny volana Abiba no nivoahan'ireo Israelita avy tany Egypta.
|