forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
426 B
Markdown
8 lines
426 B
Markdown
|
# Inona no nitranga raha nanao fanekena tamin'ireo mponin'ny tany izay halehan'izy ireo ny Israelita?
|
||
|
|
||
|
Raha nanao fanekena tamin'ireo mponin'ny tany izay halehan'izy ireo ny Israelita, dia ho lasa fandrika eo amin'izy ireo izany.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana no tsy tokony hanompo andriamanin-kafa ireo Israelita?
|
||
|
|
||
|
Tsy tokony hanompo andriamanin-kafa ireo Israelita, fa Yaveh, izay manana anarana hoe 'Saropiaro', dia Andriamanitra saro-piaro.
|