plt_tq/exo/32/01.md

4 lines
265 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Oviana no niara-niangona nanodidina an'i Arona ary nangataka azy mba hanao sampy ny vahoaka?
Rehefa hitan'ny vahoaka fa nitaredretra ny hidina avy any an-tendrombohitra i Mosesy, dia nitangorona nanodidina an'i Arona ary nangataka azy mba hanao sampy ny vahoaka