plt_tq/exo/31/16.md

4 lines
293 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no ho famantarana eo amin'i Yaveh sy ireo Israelita mandrakariva ny Sabata?
Ho famantarana eo amin'i Yaveh sy ireo Israelita mandrakariva ny Sabata, fa nandritra ny enina andro no nanaovan'i Yaveh ny lanitra sy ny tany, ary tamin'ny andro fahafito dia nitsahatra Izy ary naka aina.