plt_tq/exo/31/12.md

4 lines
239 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hanjo ny olona izay nandoto na niasa tamin'ny Sabata?
Ny olona rehetra izay mandoto ny Sabata dia tsy maintsy ho vonoina ho faty tokoa. Ny olona rehetra izay niasa tamin'ny Sabata, dia tsy maintsy ho esorina amin'ny vahoakany.