plt_tq/exo/30/22.md

4 lines
317 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ireo fangaro ao amin'ny menaka fanosorana masina?
Ireo fangaro ao amin'ny menaka fanosorana masina dia miora mitete dimanjato sekely, kanelina manim-pofona 250 sekely, fary manim-pofona 250 sekely, kasia dimanjato sekely, norefesina tamin'ny lanjan'ny sekelin'ny fitoerana masina, sy menaka oliva iray hina.