plt_tq/exo/30/11.md

4 lines
263 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no tsy maintsy manome vidim-panavotana ny ainy ho an'i Yaveh ny olona tsirairay avy?
Tsy maintsy manome vidim-panavotana ny ainy ho an'i Yaveh ny olona tsirairay avy mba tsy hisian'ny areti-mandringana eo amin'izy ireo rehefa manisa azy ireo i Mosesy.