plt_tq/exo/29/01.md

4 lines
391 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy maintsy entina mba hanokanana an'i Arona sy ireo zanany lahy?
Izao manaraka izao no tsy maintsy entina mba hanokanana an'i Arona sy ireo zanany lahy: Vantotr'ombilahy iray ary ondrilahy roa tsy misy kilema, mofo tsy misy lalivay, ary mofomamy tsy misy lalivay nasiana menaka, ary mofo manify vita tamin'ny lafarina varim-bazaha tsy misy masirasira natsoboka tamin'ny menaka.