forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
209 B
Markdown
4 lines
209 B
Markdown
|
# Nahoana no nanome ireo takela-bato sy ny lalàna ary ny didy tamin'i Mosesy Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Nanome ireo takela-bato sy ny lalàna ary ny didy izay nosoratany tamin'i Mosesy Yaveh, mba hampianaran'i Mosesy azy ireo.
|