plt_tq/exo/23/16.md

4 lines
347 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Oviana no tokony hitandremana ny Firavoravoan'ny Fijinjana sy ny Firavoravoan'ny Fampiakaram-bokatra?
Tandremonao ny andro firavoravoan'ny fijinjana, tamin'ny namafazanao voa voalohany tamin'ny tany. Tandremonao ihany koa ny andro firavoravoan'ny fampiakaram-bokatra amin'ny faran'ny taona, rehefa manangona ny vokatrao avy amin'ny tany ianao.