plt_tq/exo/23/12.md

4 lines
273 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no tsy maintsy mitsahatra amin'ny andro fahafito ireo Israelita?
Amin'ny andro fahafito dia tsy maintsy mitsahatra izy ireo mba ahafahan'ny ombiny sy ny borikiny mitsahatra, ary mba ahafahan'ny zanaka lahin'ny andevo vaviny sy ny vahiny mitsahatra sy maka aina.