forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
418 B
Markdown
8 lines
418 B
Markdown
|
# Raha misy olona mamono mpangalatra aorian'ny niposahan'ny masoandro, dia iza no meloka?
|
||
|
|
||
|
Raha niposaka ny masoandro talohan'ny namakian'ny mpangalatra trano, dia hamatotra ilay olona izay namono azy ny fanamelohana amin'ny vono-olona.
|
||
|
|
||
|
# Raha tsy manana na inona na inona ilay mpangalatra, dia inona no fanonerany?
|
||
|
|
||
|
Raha tsy manana na inona na inona ilay mpangalatra, dia tsy maintsy amidy nohon'ny fangalarany izy.
|