forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
379 B
Markdown
4 lines
379 B
Markdown
|
# Raha miady ireo lehilahy ka mamely ny iray amin'ny vato na totondry ny iray ary tsy afa miala eo am-pandriany ilay iray, dia inona no tsy maintsy ataon'ilay lehilahy izay namely azy?
|
||
|
|
||
|
Raha miady ireo lehilahy ka mamely ny iray amin'ny vato na totondry ny iray ary tsy afa miala eo am-pandriany ilay iray, dia tsy maintsy manonitra ny fotoanany very ilay olona izay namely azy.
|