plt_tq/exo/19/12.md

8 lines
308 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hitranga amin'ny olona izay mikasika ny tendrombohitra?
Na iza na iza mikasika ny tendrombohitra dia hovonoina ho faty tokoa izy.
# Ahoana no hamonoan'ny vahoaka ny olona izay mikasika ny tendrombohitra?
Ny olona izay nikasika ny tendrombohitra dia hotorahan'izy ireo vato tokoa na hotifirina.