plt_tq/exo/18/17.md

4 lines
263 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Jetro no nilaza fa tsy tsara izay nataon'i Mosesy?
Nolazain'i Jetro fa tsy dia mety loatra ny zavatra ataony satria handrera-tena tokoa izy sy ireo olona izay tonga teo aminy, satria mavesatra loatra ho azy izany zioga izany. Tsy vitany irery izany.