plt_tq/exo/16/26.md

4 lines
181 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Mana firy no hitan'ireo Israelita tamin'ny andro fahafito?
Rehefa nivoaka mba hanangona mana ny sasany tamin'ny vahoaka tamin'ny andro fahafito, dia tsy nahita mihitsy izy ireo.