plt_tq/exo/16/19.md

4 lines
219 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nahazo ny mofo avy amin'i Yaveh izay navelan'ny sasany tamin'ireo Israelita mandra-maraina?
Nivoaka olitra sy lasa maimbo ny mofo avy amin'i Yaveh izay navelan'ny sasany tamin'ireo Israelita mandra-maraina.