plt_tq/exo/16/04.md

4 lines
229 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no handeha hivoaka ary hanangona ny sahaza isan'andro ny vahoaka?
Hivoaka ary hanangona ny sahaza isan'andro ny vahoaka mba ahafahan'i Yaveh mitsapa azy ireo mba hahitany na handeha amin'ireo lalàny na tsia izy ireo.