plt_tq/exo/13/08.md

4 lines
329 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no ho lasa fampahatsiahivana ho an'ireo Israelita eo amin'ny tanany, ary ho fampahatsiahivana eo amin'ny handriny izany famonjena izany?
Ho lasa fampahatsiahivana ho an'ireo Israelita eo amin'ny tanany, ary ho fampahatsiahivana eo amin'ny handriny izany famonjena izany, mba ho eo am-bavan'izy ireo ny Lalàn'i Yaveh.