forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
307 B
Markdown
4 lines
307 B
Markdown
|
# Oviana no tsy maintsy hihinanan'ny Israelita ny mofo tsy misy masirasira?
|
||
|
|
||
|
Tsy maintsy mihinana mofo tsy misy lalivay ireo Israelita manomboka amin'ny takarivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohan'ny taona, mandra-pahatongan'ny takarivan'ny andro faha-iraika amby roapolon'ny volana.
|