plt_tq/exo/11/01.md

8 lines
455 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tokony hangatahin'ny lehilahy sy vehivavy Israelita amin'ny mpiray vodi-rindrina aminy aorian'ny areti-manindringana farany?
Ny lehilahy sy ny vehivavy Israelita rehetra dia hangataka firavaka volafotsy, sy firavaka volamena amin'ny mpiray vodi-rindrina aminy aorian'ny areti-mandringana farany.
# Teo imason'iza i Mosesy no tena nahavariana?
Mosesy dia lehilahy tena nahavariana teo imason'ireo mpanompon'i Farao sy ireo vahoakan'i Egypta.