plt_tq/exo/10/24.md

4 lines
234 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taorian'ny haizina, dia inona no nolazain'i Farao fa tsy maintsy hajanona rehefa handeha hanompo an'Yaveh ireo Israelita?
Nolazain'i Farao fa tsy maintsy hajanona ireo ondry aman'osy rehefa handeha hanompo an'Yaveh ireo Israelita.