forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
298 B
Markdown
4 lines
298 B
Markdown
|
# Nahoana Yaveh no tsy naninjitra ny tanany ary namely an'i Farao sy ny vahoakany tamin'ny aretina sy nanafoana azy ireo tamin'ny tany?
|
||
|
|
||
|
Tsy naninjitra ny tanany ary namely an'i Farao sy ny vahoakany Yaveh mba hanehoana ny heriny amin'izy ireo, mba hanambarana ny anarany manerana ny tany rehetra.
|