plt_tq/exo/06/08.md

4 lines
193 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no homen'Yaveh ho an'ny Israelita ho fananan'izy ireo?
Hanome ny tany izay nianiany mba homena an'i Abrahama, an'Isaka, ary an'i Jakoba ho an'ireo Israelita ho fananan'izy ireo Yaveh.