plt_tq/exo/04/18.md

4 lines
152 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no afaka miverina any Egypta Mosesy?
Afaka miverina any Egypta Mosesy, satria efa maty ireo lehilahy rehetra izay niezaka ny hifofo ny ainy.