forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
308 B
Markdown
4 lines
308 B
Markdown
|
# Nahoana i Estera no nanoratra didy hafa ho an'ireo Jiosy amin'ny anaran'ny mpanjaka?
|
||
|
|
||
|
Mila manoratra didy hafa ho an'ireo Jiosy amin'ny anaran'ny mpanjaka i Estera, satria ny didy voalohany izay efa voasoratra tamin'ny anaran'ny mpanjaka ary voatomboka tamin'ny peratry ny mpanjaka dia tsy afaka foanana.
|