plt_tq/est/07/08.md

4 lines
273 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no noheverin'ny mpanjaka fa nataon'i Hamana, taorian'ny nianjerany teo amin'ny seza lava nisy an'i Etera?
Taorian'ny nianjeran'i Hamana teo amin'ny seza lava nisy an'i Estera, dia nihevitra ny mpanjaka fa hamely ny mpanjaka vavy eo anatrehan'ny mpanjaka i Hamana.