plt_tq/est/06/12.md

4 lines
234 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Momba ny inona no nampitandreman'ny olon-kendrin'i Hamana sy ny vadiny azy?
Ny olon-kendriny sy ny vadiny dia niteny taminy fa raha Mordekay no Jiosy, dia tsy hahatratra azy mintsy i Hamana, fa dia ho lavo eo anatrehany tokoa izy.