plt_tq/est/06/07.md

4 lines
330 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no hampiakanjo ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra, ary iza no hitarika azy hitety ny lalan'ny tanàna amin'ilay soavaly?
Iray amin'ireo manamboninahitra mendri-kaja indrindra no hampiakanjo ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra, ary hitarika azy hitety ny lalan'ny tanàna amin'ilay soavaly.